TONGASOA ETO AMIN'NY TRANOKALAN'NY FJKM PENIELA FITIAVANA PARIS ATSINANANA
LOHAHEVITRA BANJININA ny volana novambra 2023
" "


" Ataovy ho reharehanareo ny anarany masina"
"Que le coeur de ceux qui cherchent l'Eternel se réjouisse!"
1 Tan 16:10b
NY FANOMPOAM-PIVAVAHANA MANARAKA:
Alahady 3 desambra 2023 @ 4 ora sy sasany
Sekoly alahady @ 3 ora sy sasany
Misy fandraisana ny fanasan'ny Tompo
Alahady 10 desambra 2023 @ 4 ora sy sasany
Sekoly alahady @ 3 ora sy sasany
Misy asa sy fampaherezana
perikopa
FJKM Peniela fitiavana: 15 taona
Tsy ianareo no nifidy Ahy, fa Izaho no nifidy anareo ka nanendry anareo mba handeha sy hamoa, ary mba haharetan'ny vokatrareo, mba homen'ny Ray anareo izay rehetra hangatahinareo amin'ny anarako na inona na inona." — Jaona 15 : 16
18 mai 2008 - 18 mai 2023