TONGASOA ETO AMIN'NY TRANOKALAN'NY FJKM PENIELA FITIAVANA PARIS ATSINANANA
LOHAHEVITRA BANJININA ny volana septembre 2023
" "

" Izy no torinay ka samy ampianarinay amin'ny fahendrena rehetra ny olona rehetra" Kol 1, 28
NY FANOMPOAM-PIVAVAHANA MANARAKA:
Alahady 17 septambra 2023 @ 4 ora sy sasany
Sekoly alahady @ 3 ora sy sasany
Misy fandraisana ny fanasan'ny Tompo
Alahady 24 septambra 2023 @ 4 ora sy sasany
Ankatoky ny fandraisana
perikopa
ANTSAM-PANAHY CHORALE ANTSASOA
FJKM Peniela fitiavana: 15 taona
Tsy ianareo no nifidy Ahy, fa Izaho no nifidy anareo ka nanendry anareo mba handeha sy hamoa, ary mba haharetan'ny vokatrareo, mba homen'ny Ray anareo izay rehetra hangatahinareo amin'ny anarako na inona na inona." — Jaona 15 : 16
18 mai 2008 - 18 mai 2023