Vidéos fotoana ho an'ny tanindrazana

ALAHADY 08 FEBROARY 2009

Natomboka tamin’ny Vavaka ho an’ny Tanindrazana ny Fanompoam-pivavahana anio. Ny Mpitandrina Rafalinirina Lalasoa Angèle no nitarika ny Fiangonana tamin’izany. Nohiraina  ny hira 734 , namaky andalany avy amin’ny Baiboly ny Mpitandrina. Taorian’izany dia nanonona Vavaka izy nametraka an’i Madagasikara eo an-tànan’ny Ray mba hiverina soa any fifankatiavana sy ny filaminana.
Noraisina tao aminy Perikopa ny Vakiteny : Isaia 55 : 1-5 ; Jaona 6 : 34-40 ; II Korintiana 2 : 14-17. Marihina fa Alahadin’Baiboly koa ny andro anio

DIMANCHE 08 FEVRIER 2009

Le Culte a été consacré, dans sa première partie, à la prière pour Madagascar. L’Eglise s’est jointe à la fervente adresse du Pasteur Rafalinirina Lalasoa Angèle demandant à notre Seigneur sa Grâce pour que l’Amour et la Paix reviennent dans le pays.
La lecture de la Bible a été faite selon le Péricope du jour qui est aussi le Dimanche de la Bible : Isaïe 55 : 1-5 ; Jean 6 : 34-40 ; II Corinthiens 2 : 14-17